Mahasosotra be ilay montage vidéo nataon’ny TVM mamintina ny fivoriana tamin’ny Asabotsy.
Nesoriny tanteraka ny zavatra notsindriana voalohany indrindra :
- tsy mety ny fomba « fitandroana filaminana » amin’izao fotoana izao, tafahoatra ny herisetra ataon’ny « mpitandro filaminana »
- mitongilana ny fanomezana fahafahana mivory sy maneho hevitra.
Tsy hisy ady hevitra hitombona raha tsy miova ireo.
A superior Cobb Salad at the Wooden Spoon in SF. Good ingredients, particularly the maple syrup bacon. But also they tossed the greens with the dressing and then arranged the parts on top. This is the right way to make a salade composée but so many American places give you the dressing on the side. What am I supposed to do, toss it at the table?!