Tootfinder

Opt-in global Mastodon full text search. Join the index!

No exact results. Similar results found.
@barijaona@mastodon.mg
2025-10-05 19:10:23

Mahasosotra be ilay montage vidéo nataon’ny TVM mamintina ny fivoriana tamin’ny Asabotsy.
Nesoriny tanteraka ny zavatra notsindriana voalohany indrindra :
- tsy mety ny fomba « fitandroana filaminana » amin’izao fotoana izao, tafahoatra ny herisetra ataon’ny « mpitandro filaminana »
- mitongilana ny fanomezana fahafahana mivory sy maneho hevitra.
Tsy hisy ady hevitra hitombona raha tsy miova ireo.

Ireo zavatra nolazainay tamin’ny filoham-pirenena 

Nampiantso ny firahamonim-pirenena hihaona taminy omaly Asabotsy 4 oktobra tolakandro ny Filoha Andry Rajoelina.

* Nisalasala mafy ny INDRI namisavisa raha tokony handeha na tsia. Tsapanay mantsy fa tsy mbola feno ny fepetra ho amin’ny fifanakalozan-kevitra tena izy, ary tsy maintsy ho alaim-panahy ny eo amin'ny fitondram-panjakana hanodina ho an'ny tombontsoany pôlitika ny fisian'io fivoriana io.

Ankilany anefa, efa hatrany am-piandohany ny…
* Noho ireo antony ireo, nisy solontenan’i INDRI nandeha teny Iavoloha. Taorian'ny sasin-teny lavalava nataon'ny Filoham-pirenena, dia nandray anjara ny mpitondra-teny avy aty aminay nanazava ny antony nampisalasala anay tsy ho tonga : mbola tsy feno ny fepetra ilaina, tafahoatra lavitra loatra ny herisetra asehon'ny mpitandro filaminana, mitongilana ny fanomezana fahafahana mivory sy maneho hevitra am-pilaminana.

* Nilaza izahay fa ilaina ny mihaino marina an'ireo tanora ireo. Notsindrinay fa…
* Nanamafy ny INDRI fa mila fotoana sy paika matotra ary voalanjalanja ny fampandrosoana maharitra katsahana. Nomena ohatra tamin'izany ireo tetikasa hamokarana jiro amin'ny alalan'ny tohadrano lehibe izay tsy nandroso efa ho folo taona mahery. Tetikasa azo heverina anefa fa anisan'ny ala-olana maharitra azo entina ho an'ny Jirama izany.
 
* Nanambara indrindra indrindra izahay ny fahatokisana fa manana olona, soatoavina sy kolon-tsaina ary harena voa-janahary ilaina hampandroso azy i Madagasik…
@smashtie@mas.to
2025-10-05 12:55:59

Here are my favourites from the National Portrait Gallery's Portrait Award 2025. It's a fantastic selection this year, and free to see as always.
#art #portraits #painting

Mother, by Diego José Aznar Remón

Composed in muted tones, with momentary flashes of pink, this portrait of the artist's wife and son shows them on an unkempt bed, the exhausted mother asleep, the baby awake and looking directly at the viewer.  It is a moment of gorgeous intimacy.
The Echo - Self-Portrait, by Pippa Hale-Lynch

This self-portrait has the quality of a doubly exposed photograph, or one that has slipped and smudged in the process of development. Your eye slides over the detail, unable to lock on. Her face is pale, but with flushed cheeks, against a black background. The painting explores themes of solitude and grief stemming from the loss of her mother.
Ukrainian Girl, by Nelson Hernandez

A female figure with her back to the viewer stands at a window, through which shines a wintry light illuminating individual strands of her light blonde hair. Chilean artist Nelson Hernandez's spectral portrait of his Ukrainian friend, Kseniia, captures a brief moment in time: 'I was moved by her stillness as she gazed out the window. Suddenly, the drawing in her hoodie evoked in me a scene of war, a metaphor of her past and the burden she carries.'
Portrait of a Sculptor, by Dide

Blasting out bright red, the surface of Dide's portrait of the sculptor Laurence Edwards seems alive with a kinetic, electric energy. The sculpture sits in a brightly patterned armchair, looking directly at the viewer, with legs crossed and grubby boots prominent.  It explores 'the messy plaster-splattered existence of artists in their studios'.
@nelson@tech.lgbt
2025-09-01 17:17:15

Google product naming at work. There's a "Google AI Premium" and a "Google AI Pro", both for $20/mo. Apparently they're the same thing? Even its own Gemini AI can't keep it straight.

@Mediagazer@mstdn.social
2025-09-15 19:40:44

Early Nielsen data shows that the 77th Emmys drew 7.42M viewers across CBS and Paramount , marking a four-year viewership high and up 8% YoY (Katie Campione/Deadline)
deadline.com/2025/09/emmys-202

@arXiv_mathCT_bot@mastoxiv.page
2025-08-20 08:42:50

On Naturally and Weakly Mal'tsev Categories
Nelson Martins-Ferreira
arxiv.org/abs/2508.13315 arxiv.org/pdf/2508.13315